Ahoana no fomba hahitana mpanjifa?
Indro famelabelarana mikasika ny hoe ahoana no fomba hahitana mpanjifa sy ny fomba fandrosoana ny tolotrao. Mpanolotra: CORBAN
HiditraIndro famelabelarana mikasika ny hoe ahoana no fomba hahitana mpanjifa sy ny fomba fandrosoana ny tolotrao. Mpanolotra: CORBAN
HiditraFampianarana mikasika ny FANDRAHARAHANA . Tsotra, fohy nefa mazava tsara. Ampahafantarina anao ao anatin'ity horonan-tsary fohy ity ny atao hoe "orinasa". Matetika tokoa mantsy dia "Birao" na "trano iasana" no fandraisan'ny olona izany hoe orinasa. Mpiara-miombon'antoka : SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraIty horonantsary fohy ity dia manazava amin'ny fomba tsotra ny atao hoe startup. Natao izy ity satria misy ny fahadisoan-kevitra matetika amin'ny fampiasana io teny hoe startup io. Rehefa miteny ny olona dia lazaina fa startup daholo izay orinasa vaovao rehetra vao niforona. Tsy izay nefa no izy ary tena diso izany Mpiara-miombon'antoka: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraAto anatin'ity horonantsary fohy ity dia azavaina aminao ny atao hoe "mpandraharaha". Mpiara-miombon'antoka: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraIty horonantsary fohy ity dia manazava ireo dingana atao rehefa hanangana orinasa. Mpiara-miombon'antoka: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraInona avy ireo toetra 10 mampiavaka ny mpandraharaha mahomby? Ho hitanao ato izy ireo. Misy ny efa fantatrao fa misy ihany koa ny mety ho vaovao aminao. Partenaires: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraIndro fizarana atolotr'i CORBAN mikasika ireo fandaharana tsara arahina ary mety hanampy amin'ny fandraharahana ao amin'ny YOUTUBE
HiditraHo hazavaina amintsika ao anatin'ity famelabelarana ity ireo fitaovana enti-miatrika ny tsena ara-barotra. Mpiara-miombon'antoka : SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraTsara ho fantatra tokoa ny lalàna 7 ho an'ny mpanjifa. Manasa antsika hanaraka ny famelabelarana. Partenaires: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraHo hazavaina amintsika ao anatin'ity famelabelarana ity ny fomba fiasa rehefa te haka tsena. Mpiara-miombon'antoka: SOALOO, Esprit d'Entreprise
HiditraInona avy no tsara ho fantatra mikasika ny hai-varotra? Araho ary ny famelabelarana. Partenaires: SOALOO, Esprit d'Entreprise
Hiditra