Off-Grid Market Development Fund (OMDF)
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra : 4 000 000USD
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Energie
- Fanamorana ny famatsiam-bola mifototra amin’ny vokatra : tohana ara-bola (tsy averina) miaraka amin’ny mety fisian’ny famatsiam-bola mialoha ho an’ireo mpitsinjara entana mifandraika amin’ny vokatra mandeha amin’ny herin’ny masoandro tsinjaraina sy voamarina amin’ny Lighting Global (LG) / Verasol (https://verasol.org/)
- Ny varotra tsirairay izay tanteraka dia ho arahin’ny famatsiam-bola ho an’ny mpanjifa C (pay-as-you-go na famatsiam-bola madinika) izay :
- Mitana farahafahakeliny 70% n’ny vidiny farany ary
- Miaraka amin’ny findramam-bola maharitra 6 volana farafahakeliny .
- Mitana 50% n’ny tohana ara-bola QS voafetra
- Fanomezam-bola 6 volana aorian’ny fandoavam-bola voalohany raha toa ka mbola ampiasain’ilay mpanjifa farany hatrany ny vokatra
Hijery bebe kokoa momba ny Off-Grid Market Development Fund (OMDF)