Off-Grid Market Development Fund (OMDF)
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra : 4 000 000USD
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Energie
- Fanamorana famatsiam-bola mifototra amin’ny vokatra : tohana ara-bola ubvention (tsy averina) miaraka amin’ny famatsiam-bola mialoha ho an’ireo mpitsinjara entana mifandraika amin’ny haavon’ny vokatra mandeha amin’ny herin’ny masoandro tsinjaraina sy voamarina Lighting Global (LG) / Verasol (https://verasol.org/)
- Ho an’ny fitsinjarana tsirairay vita ankoatry ny varotra (ohatra fampanofana) ary :
- Fahanana amin’ny angovo avy amin’ny masoandro (mifanaraka amin’ny paikady sy ny fenitra teknika eo an-toerana ) ;
- Nampiasaina farahafahakeliny 90 andro nandritry ny 6 volana (tahan’ny fampiasana azy 50%).
- Tohana ara-bola fototra
- Mifototra amin’ny lumens-hours (lm-h) sy ny isan’ny tara-pahazavana :
- tara-pahazavana 1 = 0,015 DOLARA isaky ny lm-h voafetra ho 7,50 DOLARA
- tara-pahazavana 1 = 0,03DOLARA isaky ny lm-h voafetra ho 15,00DOLARA
- Tsy misy singa PAYGO mifandray amin’ny maodely F4S
- Fanampim-bola arakaraka ny toerana misy
- Mitana ny 20% n’ny tohana ara-bola voafetra F4S ;
- Faritra mitovy amin’ireo voalahatra ao amin’ny singa QS.
- Fandoavam-bola aorian’ny fanamarinana ny hatetiky ny fampiasana ireo vokatra notsinjaraina .
Hijery bebe kokoa momba ny Off-Grid Market Development Fund (OMDF)