SOLIDIS
Vola ambany indrindra : 150 000 000MGA
Vola ambony indrindra : 500 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 12 mois
Sehatr'asa : BTP
Tourisme
Textile
Santé
Agribusiness
Commerce
Artisanat
Energie
Pêche
Télécommunication
Industriel
Transport
- Famatsiam-bola ho an’ny PME sy PMI.
- Ho famenon’ny antoka, vahaolana iray amin’ny famatsiam-bola mivantana sy tohana manokana ho an’ny PME manana fanampin-tsanda ambony sy vokatra ara-tsosialy mafonja izy ity, izay matetika tsy tafiditra amin’ny rafitra mahazatra any amin’ny banky.
- Ny tolotra amin’ny fampiasam-bola dia miseho amin’ny renivola (equity) sy/na amin’ny trosa (quasi-equity).
- Fomba fifantenana: amin’ny fanehoana ny tetikasa sy fandinihana ny antontan-kevitra ara-bola.
- Faritana arakaraka ny fepetra sy ny fomba fidirana an-tsehatra ny zana-bola.
Hijery bebe kokoa momba ny SOLIDIS