FIHARIANABNI MadagascarBank Of Africa - Madagascar
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra : 300 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 36 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Industriel
Prestataire de services
Elevage
Taha : 9 %
- Ho fanohanana ny orinasa Malagasy hiatrika ity fotoanan’ny krizy ara-pahasalamana ity, ny Fandaharan’asam-pirenena Fihariana dia nanolotra ny vokatra Miarina ho an’ny sehatr’asa 4 voafaritra ho laharampahamehana ka ao anatin’izany ny fambolena sy fiompiana, ny fanodinana sy ny tolotra .
- Fampindramam-bola ho an’ny tahiry mihen-danja.
- Nahemotra 6 volana
- Zana-bola: 5% hatramin’ny 9%
Hijery bebe kokoa momba ny FIHARIANA
Hijery bebe kokoa momba ny BNI Madagascar
Hijery bebe kokoa momba ny Bank Of Africa - Madagascar