MCB Madagascar
Vola ambany indrindra : 20 000 000MGA
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 24 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Agricole
Apiculture
artisanale
Aviculture
BTP
Commerce
Commerce et exportation de produits locaux
Elevage
Energie
Environnement
Immobilier
Industriel
Pêche
Télécommunication
Prestataire de services
Textile
Tourisme
TIC
Transport
Ny famatsiam-bola maitso(miaraka amin’ny Fandaharan’asa SUNREF) dia natao hanampiana ny orinasa eto an-toerana mba handombaka ireo sehatra vaovao avy amin’ny fiovana eo amin’ny sehatry ny angovo sy ny tontolo iainana.
Atolotra ho an’ireo mpitondra tetikasa maitso ny rafitra fanomezana fankasitrahana manokana amin’ny fandraharahana ary koa torolalana ara-teknika.
Findramam-bola amin’ny fotoana fohy sy antonony
Famerenam-bola manomboka amin’ny faha 3 taona
Fomba famerenam-bola: isam-bolana
Hijery bebe kokoa momba ny MCB Madagascar