MIARAKAP
Vola ambany indrindra : 100 000 000MGA
Vola ambony indrindra : 2 000 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 12 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Apiculture
Aviculture
Artisanat
BTP
Cinématographie
Elevage
Energie
Immobilier
Industriel
NTIC
Pêche
Santé
Télécommunication
Textile
Tourisme
Manome famatsiana amin’ny renivola na mitovitovy amin’izany ho an’ny orinasa ny Miarakap,amin’ny lelavola mitentina 100 tapitrisa hatramin’ny 2 lavitrisa Ariary, ary mandray anjara amin’ny taha ambany, eo anelanelan’ny 20% hatramin’ny 40% ,ao anatin’ireo orinasa vatsiany vola.
Mpampiasa vola amin’ny fotoana maharitra ny Miarakap ary mamatsy vola ireo tetikasa fampiroboroboana izay mikendry ny fiatrehan’ny orinasa ny olana.
Amin’ny maha mpampiasa renivola azy, tsy mandray vola ny MIARAKAP (na mandray tena kely) mandritra ny taona voalohany anohanany ny orinasa. Ny fandraisam-bola dia hatao rehefa miala amin’ny renivolan’ny orinasa izy.
Ny faharetan’ny fitazonana ny anjaranay dia 5 taona amin’ny ankapobeny.
Hijery bebe kokoa momba ny MIARAKAP