SOLIDIS
Vola ambany indrindra : 3 000 000MGA
Vola ambony indrindra : 500 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 6 mois
Sehatr'asa : BTP
Commerce
Energie
Télécommunication
Tourisme
Textile
Santé
Agribusiness
Artisanat
Pêche
Industriel
Transport
Ity karazana fiantohana ity dia natao hanampiana manokana ny PME amin’ny fangatahana famatsiam-bola ataony eo anivon’ireo orinasa mpampindram-bola
Toy ny antoka fanampiny eo amin’ireo orinasa mpampindram-bola ity fiantohana ara-bola ataon’i SOLIDIS ity.
Ao anatin’izany ihany koa ny fanampiana ara-teknika ireo mpisitraka mialoha sy aorian’ny fahazoana ny fampindramam-bola.
Tahan’ny fiantohana: 50% n’ny vola indramina amin’ny ankapobeny nefa mety hiova eo anelanelan’ny 40 sy 70% n’ny vola indramina.
Atao miaraka amin’ny banky ny famaritana ny zana-bola.
Tokana ny tahan’ny kômisiona fiantohana alain’ny SOLIDIS ary faritana arakaraka ny tahan’ny fiantohana sy ny faharetan’ny findramam-bola izany.
Hijery bebe kokoa momba ny SOLIDIS