Société Générale Madagasikara
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Tous secteurs confondus
– Ny findramam-bola amin’ny fotoana antonony dia trosa mihen-danja.
– Natao hamatsiana vola ny fandraharahana mavesabesatra
– Ahafahana miantoka ny fampandrosoana ny orinasa amin’ny :
> Fividianana milina na fiara ,
> Fanamboarana ny fitaovam-pamokarana,
> Fanatsarana ny toerana,sns…
– Fanatsarana ny rafitra ara-bolan’ny orinasa
– Afaka mangataka fotoana maharitra kokoa ho an’ny lelavola betsaka
– Manolotra karazana PMT ny banky , ao anatin’izany indrindra ny :
> FAMPINDRAMAM-BOLA HO AN’NY FITAOVANA: hividianana ny fitaovam-piasana ilainao (fividianana fitaovana lehibe , sns.)
> FAMPINDRAMAM-BOLA HO AN’NY FANANAN-TANY SY TRANO: hamatsiam-bola ny fividianana, ny fanitarana na ny fanorenana ny trano hiasanao(fanorenana na fanatsarana toerana, fividianana tany, sns…)
> FAMPINDRAMAM-BOLA HO AN’NY FIARA : hividianana fiara hiasana, na ho fanitarana ny toerana fijanonan’ny fiara
– Faharetan’ny famerenam-bola : 24 hatramin’ny 60 volana
Hijery bebe kokoa momba ny Société Générale Madagasikara