SOLIDIS
Vola ambany indrindra : 3 000 000MGA
Vola ambony indrindra : 500 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 6 mois
Sehatr'asa : BTP
Tourisme
Textile
Santé
Agribusiness
Commerce
Artisanat
Energie
Pêche
Télécommunication
Industriel
Transport
Ity karazana fanohanana ity dia natao hanoroana lalana manokana sy mivantana ny orinasanao amin’ny fitondrana ny anjara birikiny amin’ny fandraisana andraikitra: fiantohana ho an’ny tsena, fiantohana ara-kasa, fiantohana ny trosa ara-barotra(trosan’ny mpamatsy entana),…
Io fiantohana ara-bola avy amin’ny SOLIDIS io dia ahafahana miantoka ny fifanakalozana ara-barotra, hanamora ny fidirana amin’ny tsenam-baro-panjakana sy tsenam-barotra tsy miankina, sns.
Ny sandan’ny fiantohana hatramin’ny 100% n’ny fanekena nataonao.
Tokana ny tahan’ny komisiôna amin’ny fiantohana alain’ny SOLIDIS, ary faritana amin’ny sandan’ny fiantohana sy ny faharetan’ny findramam-bola.
Hijery bebe kokoa momba ny SOLIDIS