SOLIDIS
Vola ambany indrindra : 5 000 000MGA
Vola ambony indrindra : 500 000 000MGA
Faharetan'ny asa : 6 mois
Sehatr'asa : Immobilier
Ho fanampiana ny fidiran’ny tokatrano malagasy amin’ny fananan-tany sy trano, natao hiantohana ny findramam-bola ho an’ny fananan-tany sy trano ho an’ny olon-tsotra sy ny mpanao asa tena izy ity.
Ity fiantohana mikasika ny fananan-tany sy trano ity dia safidy ankoatry ny fanaovana antoka ny fananana.
Tahan’ny fiantohana: 100% n’ny vola indramina.
– Faritana miaraka amin’ny banky ny zana-bola amin’ny famatsiam-bola
– Tahan’ny kômisiona fiantohana alain’ny SOLIDIS : 4 hatramin’ny 6 % HTVA (tokana)
Hijery bebe kokoa momba ny SOLIDIS