Off-Grid Market Development Fund (OMDF)
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Energie
- Fampindramam-bola atolota ho an’ny mpamatsy entana
- Famatsiam-bola ny fandraharahana mifandray amin’ny famatsiana ny vokatra pico-PV sy amin’ny amin’ny rafitra mandeha amin’ny masoandro ampiasaina any an-tokatrano amin’ny kalitao voamarina ho mitovy amin’ny Lighting Global / VeraSol (Verasol.org).
- Tolotra fanampiny ho an’ireo mpamatsy entana
- Natao ho an’ireo orinasa manana filàna ambony amin’ny renivola mba hivelarana
- Mifandray amin’ny trosa mahazatra teo aloha ary voafetra ho 30% n’io farany io
- Miova arakaraka ny sokajin’orinasa sy ny risika ny zana-bola ary avo kokoa noho ny trosa teo aloha(mitombo isa 3 raha mitaha amin’ny trosa misy antoka).
- Ny fampindramam-bola : 30% n’ny trosa teo aloha
Hijery bebe kokoa momba ny Off-Grid Market Development Fund (OMDF)