Société Générale Madagasikara
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Tous secteurs confondus
– Famatsiam-bola ny filàn’ny fitrandrahana
– Famatsiam-bola ny tahiry
Mahazo famatsiam-bola ny mpanjifa arakaraka ny filan’izy ireo sy ny toe-bolan’izy ireo izay afaka ampiasainy ka esorina mandritra ny 1 hatramin’ny 3 volana.
– Fomba famerenam-bola : Ny fanomezam-bola tsirairay (izay maharitra 1 hatramin’ny 3 volana arakaraka ny tsingerin’asan’ny mpanjifa ) dia anaovana famerenam-bola indray mandeha amin’ny fe-potoana ifanarahana
– Faharetan’ny famerenam-bola : 12 volana
Hijery bebe kokoa momba ny Société Générale Madagasikara