Off-Grid Market Development Fund (OMDF)
Vola ambany indrindra : 50 000USD
Vola ambony indrindra : 4 000 000USD
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Energie
- Fampindramam-bola natao ho an’ireo mpamatsy entana
- Famatsiam-bola ireo fandraharahana mifandray amin’ny famatsiana ny vokatra pico-PV sy ny fitaovana mandeha amin’ny masoandro ampiasaina an-tokatrano ka manana kalitao mitovy amin’ny Lighting Global / VeraSol (Verasol.org).
- Fampindramam-bola ireo famatsiana indray ny fampindramam-bola ho an’ny fanjifana;12 hatramin’ny 36 volana araka ny mahazatra.
- Le Ny famatsiam-bolan’ny tahiry sy ny trosa dia azo atambatra amin’ny findramam-bola indray mandeha .
- Miovaova arakaraka ny sokajin’ny orinasa sy ny haavon’ny risika ny zanabola.
Hijery bebe kokoa momba ny Off-Grid Market Development Fund (OMDF)