Off-Grid Market Development Fund (OMDF)
Vola ambany indrindra : 50 000USD
Vola ambony indrindra : 4 000 000USD
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Energie
- Famatsiam-bola ny asa mifandraika amin’ny famatsiana vokatra pico-PV sy ny rafitra mandeha amin’ny masoandro ampiasaina ao an-trano amin’ny kalitao voamarina fa mitovy amin’ny Lighting Global / VeraSol (Verasol.org).
- Fampindrana ho an’ny tahirim-bola mba hanorenana ny tahirim-bokatra mandeha amin’ny masoandro ; matetika 6 hatramin’ny 12 volana.
- Ny famatsiam-bola ho an’ny tahirin’entana sy ny trosa dia afaka akambana amin’ny findramana indray mandeha ihany .
- Ny zana-bola dia miova arakaraka ny karazan’ny orinasa sy ny haavon’ny risika
Hijery bebe kokoa momba ny Off-Grid Market Development Fund (OMDF)