Société Générale Madagasikara
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Apiculture
Agricole
Artisanat
Aviculture
BTP
Commerce
Elevage
Commerce et exportation de produits locaux
Energie
Immobilier
Marketing
Industriel
Pêche
Mines
Prestataire de services
Tourisme
Tous secteurs confondus
– Famatsiam-bola ny filàn’ny fitrandrahana(Fandoavana ny vola ao amin’ny taratasim-barotra ary hakana sandany)
– Ny EPC dia ahafahana mameno manontolo na amin’ny ampahany ny filàna ao amin’ny tahirim-bolanao, ka hisitrahanao avy hatrany ny vola misy fa tsy hiandrasanao ny fe-potoana voafaritra handoavan’ny mpanjifa ny volanao.
Ny Ankamerina amin’ny Taratasy ara-barotra(atao hoe « EPC » na escompte de traites)araka izany dia ahafahanao mahazo tahirim-bola rehefa mandoa vola amin’ny alalan’ny taratasim-barotra ny mpanjifanao.
– Afaka anaovanao ankamerina ny findramam-bola :
> Amin’ny mpanjifa azo antoka (orinasa lehibe, sns.), sy/na mahazo ny fankatoavan’ny banky
> Hatreo amin’ny faharetan’ny fampindramam-bola mety ho azonao avy amin’ny banky. Maharitra 12 volana io fampindramam-bola io amin’ny ankapobeny.
Raha efa nampiasaina manontolo io vola io, mila miandry ny fe-potoana sy ny fandoavana ny findramam-bola misy ankamerina efa mandeha ianao vao afaka mangataka hanao ankamerina amin’ny taratasim-bola indray, ary tafiditra ihany amin’ny fetran’ny vola nomena izany.
– Toy izao ny fandehany:
> Mahazo fampindramam-bola misy ankamerina mandritry ny 12 volana ianao avy amin’ny tahirin-kevitra momba ny fampindramam-bola
> Omenao anay ny taratasy hanaovana ny ankamerina izay efa nofenoina, miaraka amin’ny taratasy fifanakalozana hakana ny vola
> Hadihadianay ilay hakana ny vola
> Ampidirinay ao amin’ny kaontinao ny vola azo avy amin’ilay taratasy fifanakalozana nanaovana ankamerina
– Fomba famerenam-bola: Ny banky no manjary tompony sy mpitondra hatramin’ny farany ireo sanda nanaovana ankamerina amin’ny alalan’ny fampidirana azy ho takalon’ny fametrahana ao amin’ny kaonty mahazatra an’ny mpanome izay sora-bola voalaza ao anatin’ny taratasim-bola
– Faharetan’ny famerenam-bola: 12 volana
Hijery bebe kokoa momba ny Société Générale Madagasikara