Société Générale Madagasikara
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Agricole
Apiculture
Artisanat
Aviculture
Commerce
Commerce et exportation de produits locaux
BTP
Art/Culture et Tourisme
Elevage
Energie
Immobilier
Industriel
Mines
NTIC
Pêche
Prestataire de services
Tous secteurs confondus
– Famatsiam-bola ny filàn’ny fitrandrahana
– Ny fampindramam-bola maharitra fotoana fohy “découvert” dia ahafahanao mameno am-pitoniana ireo fandaniana tsy ampoizina ao amin’ny tahirim-bola:fandaniana tampoka, fahataran’ny fampidiram-bola, karama ara-potoana haloa.
– Hiatrehana ny elanelana misy amin’ny tahirim-bola: hamahana ny olana amin’ny elanelana misy amin’ny fandoavam-bolan’ny mpanjifanao sy ny fanomezana ny volan’ny mpamatsy entana.
– Ireto avy ohatra ny karazana fampiasam-bola mety hisy:
> Ny fandoavana eo no eo ny volan’ny mpamatsy entana nefa ny vola miditra dia mbola miandry
> Fandoavana ireo fandaniana raikitra mba tsy hiandrasana ny fampidiram-bola
> Fandaniana kely tsy ampoizina ho fampandehanana ny raharaham-barotra
– Tokony hahena foana anefa ny “découvert” ary ny kaonty dia tokony hisy vola tsy tapaka.Tokony hisy vola ny kaonty amin’ny fotoana hisian’ny fampindramam-bola (manankery 12 volana amin’ny ankapobeny).
– Fomba fameram-bola: Ny fampindramam-bola fohy iray dia mahakasika lelavola iray, tsy misy fe-potoana mizara. Ny fe-potoana tokana dia ny an’ny fampindamam-bola.Ny fandoavana ny zana-bola dia sandaina amin’ny fampiasana azy sy ny faharetany.
– Faharetan’ny famerenam-bola : 12 volana
Hijery bebe kokoa momba ny Société Générale Madagasikara