Société Générale Madagasikara
Vola ambany indrindra :
Vola ambony indrindra :
Faharetan'ny asa : 0 mois
Sehatr'asa : Agribusiness
Agricole
Artisanat
Commerce
BTP
Energie
Elevage
Immobilier
Industriel
Prestataire de services
Mines
Pêche
Tourisme
Tous secteurs confondus
Apiculture
Transport
Télécommunication
– Famatsiam-bola ny filàna amin’ny fitrandrahana
-Ity dia fampindramam-mbola mandritra ny fotoana fohy ampiasaina indrindra amin’ny:
> Famatsiana ny tahiry
> Fanatevenana ny renivola miasa
> Fividianan-javatra hafa mifandray amin’ny fampandehanana ny raharaham-barotra
– Ny fampindramana ho an’ny tahirim-bola mihen-danja(atao hoeCTA), dia vola atolotra anao hanampiana ny fampandehanan-draharaha andavanandro. Manampy amin’ny fampitomboana ny lanjan’ny asa ataon’ny orinasanao ka tsy hilàna fampindramam-bola maharitra amin’ny fotoana antonony na fotoana ela.
– Fomba famerenam-bola: isam-bolana
– Faharetan’ny famerenam-bola: 12 hatramin’ny 24 volana farafahabetsany
Hijery bebe kokoa momba ny Société Générale Madagasikara