Pejy faneva

Frankôfônia

Fifaninanana isam-paritra « Mon idée, Mon entreprise »

Mba ho fampiroboroboana sy hanairana ny toe-tsiana tia mandraharaha eo anivon’ny Oniversite, ny fitaleavam-paritry Afrika Andrefana eo anivon’ny AUF dia miara-miasa ka mikarakara ny fifaninanana isam-paritra « Mon idée, Mon entreprise ». Izy ity dia […]

Hijery hafa
02
09 2022
default image

VIVA Technology

Hijery hafa
Du
15
au
18
06 2022

Fifanarahana telo tonta mikasika ny fananganana Oniversite Nomerika eto Madagasikara

Ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiantifika(MeSupRes), Ny Ministeran’ny Fampiroboroboana ny Nomerika, ny Fanovana Nomerika, Ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra(MNDPT) ary ny Agence Universitaire de la Francophonie (AUF) dia nanao sonia fifanarahana telo tonta […]

Hijery hafa
12
05 2022
default image

PIAIA : tetikasa fikarohana momba ireo fomba anaovana torohay avy amin’ireo mpisehatra momba ny hakinkan-tsaina noforonina eto Afrika

Hijery hafa
Du
13
au
31
06 2022

Iraka ara-toe-karena sy ara-barotra

Ny OIF dia mikarakara ny 11 hatramin’ny 20 oktobra 2021, miaraka amin’ireo manampahefana avy ao Vietnam sy Cambodge, ary koa ireo mpiara-miombon’antoka sy mpisehatra ara-teknika, iraka ara-toe-karena sy ara-barotra izay misy dingana telo : 1. […]

Hijery hafa
Du
11
au
20
10 2021

La Francophonie avec Elles

Ny mponina tena tratry ny olana voalohany dia ny tovovavy sy ny vehivavy marefo. Tamin’ny fisian’ny valan’aretina Covid-19, nitombo ny mety hahitana ny fiharatsian’ny toerana misy azy ireo. Kanefa, izy ireo no fanoitra fototra amin’ny […]

Hijery hafa

Initiative pour le Développement du Numérique dans l’Espace Universitaire Francophone (IDNEUF)

Fandraisana an-tanana ny fampandrosoana ny nomerika ao amin’ny Espace Universitaire Francophone (IDNEUF) Ny Agence Universitaire de la Francophonie dia nametraka ny IDNEUF tamin’ireo fandaharan’asa efatra misy eo aminy (ANEUF-BNEUF-CNEUF-DNEUF), mba hanangonana ireo tetikasa nomerika mitondra […]

Hijery hafa

Fandraharahan’ny vehivavy sy ny tanora

Miasa eo anivon’ny firenena 13 ao Afrika atsimon’i Sahara, manampy amin’ny fanovana ara-drafitry ny toe-karena izy amin’ny fanomezan-danja ny fanavaozana sy ny nomerika, ary koa amin’ny fampitomboana ny famokarana any amin’ireo sehatr’asa fototra mitondra fanampin-tsanda […]

Hijery hafa

Ny maha-olom-pirenena amin’ny fotoanan’ny nomerika sy ny fiarovana ara-tserasera

Natolotra tao anatin’ny Volan’ny Nomerikan’ny Tanora 2022 #MNJ n’ny Lohataona Nomerika sy ny Andron’ny faharetana an-tsekoly #JPS2022 Inona avy no toetra ara-piarovana tokony ananana an-tserasera ? Ahoana no hanehoan-kevitra amim-panajana ? Anananao ve ny fieritreretana […]

Hijery hafa
17
02 2022

Vondrona Vehivavy, Tanora ary Fanaraham-penitra Madagasikara

Natomboka ara-pomba ofisialy tamin’ny volana novambra 2016 tao amin’ny renivohitr’i Madagasikara, ny Vondrona dia nitety toerana maro manerana ny nosy . Ny tanjona amin’izany dia ny hampahafantatra azy ary hitarika vehivavy sy tanora maro kokoa […]

Hijery hafa

Tranombokin’ny “Espace Universitaire Francophone” vaovao

BNEUF dia sehatra manambatra ireo vavahadin-tseraseran’ny loharanom-panabeazana(horonantsary fanadihadiana, fampianarana, siantifika, kolontsaina) atolotr’ireo mpisehatra mpikambana ao amin’ny Frankôfônia sy ny Atlas de l’expertise francophone.

Hijery hafa

AUF _ FANARAHA-MASO NY PAIK’ADY SY VINAVINA

Ny Agence Universitaire de la Francophonie dia nametraka fitaovana iraisam-pirenena ho an’ny FANARAHA-MASO NY PAIK’ADY SY VINAVINA. Mba hahazoana vaovao mikasika ny : – fikarohana sy ny COVID-19 – fanavaona eo amin’ny fampianarana ambony – […]

Hijery hafa

AUF _ COVID-19, famelabelaran-kevitra arahina fandraisana anjara an-tserasera mikasika ny fampandrosoana maharitra

Iarahana amin’ny haino aman-jery an-tserasera The Conversation sy ny AUF, hisy ny andiana famelabelaran-kevitra an-tserasera mikasika ny fampandrosoana maharitra karakarain’ny Oniversite Paris-Saclay amin’ny lafiny fandinihana iombonana takian’ny valan’aretina COVID-19

Hijery hafa

Fampianarana Nomerika ao amin’ny Espace Universitaire Francophone

Ny AUF dia manolotra ho an’ny mpianatra, ny mpampianatra, ary ireo ao amin’ny sehatry ny asa, ny sehatra “Ateliers numériques” izay manambatra loharanom-pampianarana sy ara-teknika mifandray sy mipariaka. Araka izany, afaka manamafy ny fahaiza-manaony izy […]

Hijery hafa