Pejy faneva

Fifanarahana telo tonta mikasika ny fananganana Oniversite Nomerika eto Madagasikara

Ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiantifika(MeSupRes), Ny Ministeran’ny Fampiroboroboana ny Nomerika, ny Fanovana Nomerika, Ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra(MNDPT) ary ny Agence Universitaire de la Francophonie (AUF) dia nanao sonia fifanarahana telo tonta ny 12 mai 2022 une convention ho fanovana ny Foibem-pampianarana Ampitain-davitra Nasionaly (CNTEMAD) ho tonga « Oniversite Nomerika ».

wpChatIcon