Pejy faneva

Fifaninanana isam-paritra « Mon idée, Mon entreprise »

Mba ho fampiroboroboana sy hanairana ny toe-tsiana tia mandraharaha eo anivon’ny Oniversite, ny fitaleavam-paritry Afrika Andrefana eo anivon’ny AUF dia miara-miasa ka mikarakara ny fifaninanana isam-paritra « Mon idée, Mon entreprise ». Izy ity dia natao ho an’ny mpianatra eny amin’ireo toeram-pampianarana mpikambana ao amin’ny AUF ary mikendry indrindra ny hanolotra ho azy ireny hirika sy fitaovana hanovàna ny hevitr’izy ireo ho tetikasa fandraharahana.

wpChatIcon