Pejy faneva

Ny maha-olom-pirenena amin’ny fotoanan’ny nomerika sy ny fiarovana ara-tserasera

Natolotra tao anatin’ny Volan’ny Nomerikan’ny Tanora 2022 #MNJ n’ny Lohataona Nomerika
sy ny Andron’ny faharetana an-tsekoly #JPS2022

Inona avy no toetra ara-piarovana tokony ananana an-tserasera ?

Ahoana no hanehoan-kevitra amim-panajana ?

Anananao ve ny fieritreretana tsaran’ny olom-pirenena tonga saina ?

Tsindrio ici hidirana amin’ny asa

Raha mila fanampim-panazavana, tsindrio ny lien

wpChatIcon