Pejy faneva

Vondrona Vehivavy, Tanora ary Fanaraham-penitra Madagasikara

Natomboka ara-pomba ofisialy tamin’ny volana novambra 2016 tao amin’ny renivohitr’i Madagasikara, ny Vondrona dia nitety toerana maro manerana ny nosy . Ny tanjona amin’izany dia ny hampahafantatra azy ary hitarika vehivavy sy tanora maro kokoa izay liana amin’ny fenitra sy ny fitantanana ny kalitao hampidirina anaty fiaraha-monina.

wpChatIcon