Pejy faneva

AUF _ FANARAHA-MASO NY PAIK’ADY SY VINAVINA

Ny Agence Universitaire de la Francophonie dia nametraka fitaovana iraisam-pirenena ho an’ny FANARAHA-MASO NY PAIK’ADY SY VINAVINA.
Mba hahazoana vaovao mikasika ny :
– fikarohana sy ny COVID-19
– fanavaona eo amin’ny fampianarana ambony
– fiantsoana famatsiam-bola sy ireo mpamatsy vola
– …
mandefasa fangatahana amin’ny mailaka : veille@auf.org

wpChatIcon