Pejy faneva

Fijoroana vavolombelona

Tanteraho ny hevitrao ka makà aingam-panahy amin’ireo fijoroana vavolombelona isan-karazany: mampiofana na mpandray anjara amin’ireo fanofanana samihafa/ famelabelaran-kevitra, mpandraharaha manana hevitra vaovao, tantaram-pahombiazana…


Fandraharahana momba ny fambolena
  • 14/02/2020
  • Tiferhy RABESAOTRA et Théo ROBLOT interviewé par PEP'HITA DE MADAGASCAR

TOERAM-PIOMPIANA SONGHAÏ ETO MADAGASIKARA ATOLOTR’I TIFERHY sy THEO

Asehon’ny PEP’HITA DE MADAGASCAR antsika ny tetikasa mikasika ny rafitra mitambatra ao amin’ny toeram-piompiana Songhaï  izay namboarina tao  Bénin ary napetraka teto  Madagasikara tamin’ny alalan’i Tiferhy RABESAOTRA sy Théo ROBLOT. Songhaï, izay anaran’ny fanjakana matanjaka […]

Fitantanam-bola
  • 20/08/2019
  • Tuto Fihariana Page 1

Tuto Fihariana Pejy 1

Maro ianareo no nangataka fanampiana mikasika ny famenoana ny fisoratana anarana koa indro ary ny horonan-tsary ho fanoroana ny fomba famenoana izany.

Fandraharahana
  • 27/11/2020
  • Différents témoignages collectés par CORBAN

Lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nosintonina avy amin’ny andiany 10 , EP11-EP20, tamin’ny Tantaran’ny Fahombiazana atolotr’i CORBAN

Atolotr’i CORBAN ho antsika ny angona mahakasika ny lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nosintonina avy tamin’ny andiany faha 11 hatramin’ny faha  20 tamin’ny Tantaran’ny Fahombiazana Ireto ny rohy tamin’ny andiany teo aloha : 👉 […]

Fandraharahana
  • 17/07/2020
  • Différents témoignages collectés par CORBAN

Lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nalaina tamin’ny andiany 10 voalohany amin’ny Tantaran’ny Fahombiazana atolotr’i CORBAN

Homen’ny CORBAN anao ny angona mirakitra ireo lisitry ny torohevitra 10 tsara indrindra nalaina tamin’ny andiany 10 voalohany amin’ny Tantaran’ny Fahombiazana Ireto avy ny rohy raha te hijery ny andiany teo aloha ianao: 👉 Rohy […]

Fandraharahana momba ny fambolena | Fitantanam-bola | Momba ny fambolena
  • 26/10/2020
  • Tompon'andraikitra

Tolotra Zara Iombonana by Fihariana, fanazavan’ny tompon’andraikitra

Vita sonia ny 11 septambra lasa teo ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fambolena, Fiompiana sy Jono (MAEP), Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asatanana (MICA), ny ONUDI sy Fihariana, hanatanterahana ny tolotra Zara Iombonana. […]

Fitantanam-bola
  • 02/12/2020
  • Tetik'asa FANORO - Fanatsarana ny ombivavy be ronono

Tetik’asa FANORO – Fanatsarana ny ombivavy be ronono

Mpiompy ombivavy 3.000 no kendren’ny tetik’asa hisitraka ny fanohanana ara-bola sy ara-teknika avy amin’ny Fihariana, ny FIFAMANOR sy ny orinasa SOCOLAIT

Mpanome tolotra
  • 27/08/2021
  • Randja RANAIVOZANANY

Randja RANAIVOZANANY nitafatafa tamin’ny CORBAN

Randja RANAIVOZANANY, Filoha Tale Jeneraly & mpiara-manorina ny FOODMARK izay hiresahany amintsika amin’ ny fomba azo ampiharina ny fomba fahitany ny atao hoe fandraharahana . 😊 Avy amin’ny fandrahoan-tsakafo avo lenta mankany amin’ny fandrahoan-tsakafo ho […]

Fandraharahana
  • 22/01/2021
  • Mihaja RAJOHNSON interviewé par CORBAN

Mihaja RAJOHNSON, mpamorona ny tranokala « Aizawaiza »

Ato anatin’ity horonan-tsary ity, Mihaja RAJOHNSON, mpamorona ny tranokala  « Aizawaiza » dia hizara amintsika toro-lalàna vitsivitsy hanampy anao amin’ny fandraharahana .

Sehatr'asa tsy voafaritra
  • 11/02/2020
  • MARODIA interviewé par PEP'HITA DE MADAGASCAR

MARODIA_fizahan-tany anatiny niova ho tetikasa fandraharahana

Mampahafantatra antsika zava-mamiratra vaovao ny PEP’HITA DE MADAGASCAR , tsy inona izany fa  MARODIA, manana ny foibeny eto  Tana fa ny mpanorina azy kosa, i Anita,  startup tanora iray , dia avy any Nosy Be. […]

Sehatr'asa tsy voafaritra
  • 30/10/2020
  • Yamila

Interview Yamila – Master Class Business Plan natolotr’i EDBM sy KIOKA CONSEIL

Niaraka tamin’i KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra  “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana “. Yamila, mpandray anjara iray nahazo torolalana nandritra ny fiofanana, no mizara […]

Sehatr'asa tsy voafaritra
  • 30/10/2020
  • James

Interview James – Master Class Business Plan natolotr’i EDBM sy KIOKA CONSEIL

Niaraka tamin’i  KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra  “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana “. James, mpandray anjara iray nomena torolalana nandritra ny fiofanana, no mizara […]

Sehatr'asa tsy voafaritra
  • 30/10/2020
  • Arison

Interview Arison – Master Class Business Plan natolotr’i EDBM sy KIOKA CONSEIL

Niaraka tamin’i  KIOKA CONSEIL, EDBM dia nikarakara sehatra iray  “master class” mitondra ny lohahevitra hoe : “ny fitsipika volamena 10 handrafetana ny Rafitra Fandraharahana”. Arison, mpandray anjara iray notolorana torolalana nandritry ny fiofanana, no mizara […]

Tontolo iainana
  • 26/10/2020
  • GREENTSIKA interviewé par PEP'HITA DE MADAGASCAR

GREENTSIKA – Ny orinasa ara-tsosialy izay manangona ny fakontsika amin’ny mpitrongy fako entina bisikileta

Hasehon’ny PEP’HITA DE MADAGASCAR ho antsika ny GREENTSIKA, orinaa ara-tsosialy ao Toliara izay  manangona ny fako amin’ny mpitrongy fako entina amin’ny bisikileta  . Mireska fahadiovana  🧹,  posy entina amin’ny bisikileta 🚴, teknolojia 📱 fametrahana  ny  […]

Fandraharahana momba ny fambolena
  • 10/03/2021
  • Atoa Randrianarivelo Tanjoniaina

Fizarana

Atoa Randrianarivelo Tanjoniaina dia mpandraharaha mpamboly, nisitraka fampindramam-bola avy amin’ny Fihariana.

Fandraharahana momba ny fambolena | Fitantanam-bola
  • 27/07/2020
  • Tompon'andraikitra

Fihariana – Soatantely manoloana COVID-19

Hanampiana ny mpiompy tantely iatrehana ny valan’aretina COVID-19 dia nametraka fomba fiasa manokana ny fandaharan’asa Fihariana. Araho eto ary ny andinindinin’izany miaraka amin’ny tompon’andraikitra

Fandraharahana
  • 25/02/2021
  • Mpianatra Mpandraharaha INSCAE

Mpianatra Mpandraharaha INSCAE

Fijoroana vavolombelona ataon’ny mpianatra mpandraharaha avy ao amin’ny INSCAE

Vehivavy mpandraharaha
  • 17/02/2020
  • Barefoot College Madagascar interviewé par PEP'HITA MADAGASCAR

NENIBE MASOANDRO ETO MADAGASIKARA_mpandraharaha vehivavy

PEP’HITA DE MADAGASCAR dia hitondra ho antsika tetikasa ho an’ny mpandraharaha vehivavy. 💎 Mampiditra herinaratra any amin’ireo tanana mitoka-monina amin’ny alalan’ny fanofanana renibe ho tonga injeniora amin’ny sehatry ny masoandro ! ☀️ Barefoot College Madagascar 🇲🇬, […]

Sehatr'asa tsy voafaritra
  • 19/12/2019
  • LOMAY nohadihadian'ny PEP'HITA DE MADAGASCAR

LALAO VIDEO VITA ETO MADAGASIKARA_LOMAY

Lalao amin’ny horonan-tsary vita eto Madagasikara, misy ve izany?Misy tokoa ! Sady tsara an ! Lomay, izay namokatra ny lalao amin’ny horonan-tsary DAHALO nivoaka ny 30 novambra 2019, dia orinasa misehatra amin’ny fampandrosoana sy ny […]

wpChatIcon