Ny fidirana ao amin’ny dingana manara-penitra na HSE no fomba tsara indrindra hanatsarana ny fahafahan’ny orinasa mifaninana sy mba hiavahana amin’ny hafa . VIA CONSEIL Madagascar dia natao hanampy ny orinasa amin’ny famahana ny olan’izy […]
Fahasalamana : Ady anti vectorielle: ady feno amin’ireo mpitondra tazo sy ny areti-mifindra Bibikely mpanimba: Ady sy fitandremana amin’ny bibikely mpanimba (Famonoana bibikely, voalavo) Fahadiovana : Fandrarahana fanafody Famokarana : fiompiana tantely , fiompiana landy […]
Finiavana hanome lanja sy hizara ny fahaiza-manao malagasy eo amin’ny sehatra anatiny sy iraisam-pirenena no niteraka ny Tohan. Natsangana tamin’ny 2015, nanomboka tao amin’ny lakoziany ireo mpamorona azy tamin’ny fanaovana ny boatina dite.Nihitatra ny karazana […]
SEKOOLY dia sehatra fanabeazana iray natao ho an’ny toeram-panabeazana . Ny tanjonay voalohany? Hanamora sy hanaparitaka ny fanabeazana ampitain-davitra, eran’i Madagasikara. Raha te hahalala bebe kokoa, tsidiho ny tranokalanay : sekooly.com
Raph and Co dia kabinetra tsy miankina mifototra amin’ny fampidirana sy fanolorana Injeniera Malagasy eny anivon’ny sehatry ny matihanina, ny fanohanana nyorinasa amin’ny sehatry ny injenioria amin’ny alalan’ny tolo-kevitra sy ny fanofanana teknika arak’asa any […]
Rindrambaiko momba ny fitantanana ERP, afaka ampiasaina sy hapetraka ao amin’ny Cloud ny Openflex . Openflex dia misy sokajy manome anao ny fomba fiasa ilainao. Amin’ny alalan’ny vohikala tsotra , afaka miasa miaraka ianao sy […]
Ny orinasa Ny Manjary, mitrandraka ny marika Manjary, dia miavaka amin’ny famokarana : – voankazo, legioma, hanitra nohamainina( didy manify na vovoka, ao anatin’izany ny vovoka baobaba), ho an’ireo mpanjifa olontsotra na orinasa – tantely […]
Myah Raffia.SARL dia orinasa mpanondrana tao-zavatra Malagasy ary tantanan’ny mpandraharaha andriambavilanitra 22 taona.
Orinasa vao mitsangana misehatra amin’ny fanateran’entana amin’ny bisikileta, môtô ary fiara ho an’ny olontsotra, ny orinasa ary mivarotra eny amin’ny tambazotra serasera izahay .
MADAGASCAR INDUSTRIAL MAINTENANCE DIA ORINASA MPIVAROTRA SY MISEHATRA AMIN’NY TOROHEVITRA MATIHANINA AMIN’NY FITAOVANA INDOSTRIALY SY MOMBA NY ANGOVO
Ny vina apetrakay dia ny hanangana orinasa hametraka, hitrandraka ary hanamboatra toby famokarana herinaratra mandeha amin’ny angovo azo avaozina manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ka ny tolotra sy ny marika dia ho eken’ny mpanjifa tsy […]
Love It Or Not dia marika fitafiana malagasy natsangan’ny olona iray tia ny lamba wax(lamba landihazo misoratsoratra). Ny marina kokoa , mamorona fitafiana vita amin’ny wax- mety ho an’ny lahy sy ny vavy ary afaka […]
Toeram-pisakafoanana sy ara-koltoraly iray izay niainga tamin’ny soatoavina streetart sy hiphop. Mizara telo izy io : Streetfood – Streetwear – Toerana fandihizana (Hiphop-Afro-Dancehall).
Nanomboka ny diany ny Le Relais Madagascar tamin’ny volana aprily 2008. Ny tanjony fototra dia ny hampiroborobo ny sehatr’asa ara-toe-karena sy sosialy mba hanomezana asa maharitra ho an’ireo olona voahilika na marefo . Vondrona orinasa […]
Orinasa voafetra amin’ny andraikitra misehatra amin’ny lafiny telo miavaka ny Juridixia Madagascar Consulting : – ny toro-hevitra mahakasika ny lalàna ho an’ny olon-tsotra sy ny orinasa – ny fanampiana amin’ny fananganana orinasa – ny fampiantranoana […]
Fiombonan’ny mpirahavavy roa manana ny traikefany avy no namoronana ny “Team Il faut que ça claque” ,izay niantomboka tamin’ny voalohan’ny taona 2021 ary misehatra amin’ny fanohanana . Ny fahaizamanao sy ny fahalalan’izy ireo dia hita […]
FIFANDRAISAN-DAVITRA Fanaraha-maso Famoahana Aterineto haingam-pandeha Serasera miankina amin’ny zanabolana TEKNOLOJIA VAOVAO SY AVO LENTA Tambazotra Teknolojia amin’ny tambazotra Fampandehanana tsy baikoana sy Robotika Fanadihadiana mahakasika ny Teknolojia vaovao TOLOTRA MOMBA NY TAFIKA AN-DRANOMASINA Fiara afaka […]
Vao noforonin’ny mpandaharaha ambavilanitra tanora iray Ary Malala Stéphanie RAZAFINDRABE ny GRANIT’IX Andao hamantatra ireo vokatra vita amin’ny granita, ny haingo isan-karazany sy momba ny trano fa ho variana ianao.
Zavatra atao ivelan’ny ho an’ny sekoly taranjam-pianarana ho an’ny sekoly Fifampiresahana anaty fikambanana Fitsampana fahaizana miteny Fandikan-teny an-tsoratra Famoronam-peo anaty horonan-tsary , fandikan-teny ( ifanatrehana na amin’ny alalan’ny zoom sns…) Fanofanana mifanaraka amin’ny tinady
Orinasa misehatra amin’ny fikarohana sy famoronana ara-tsolosaina sy amin’ny elektronika nomerika ny DIGITEC S.a.r.l Mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany , tolotra telo no omen’ny DIGITEC : – Ny famoronana rafitra fanaraha-maso nomerika – Ny famoronana […]
DIGITAL MADA dia mifototra amin’ny sehatry ny famoronana tranokala sy rindrambaiko mifindrafindra. Ny sehatra voalohany momba ny tontolon’ny nomerika teto an-toerana dia voafaritra ao amin’ity rohy manaraka ity : https://appel-offres-madagascar.mg/ MAZOTOA MITSIDIKA Ô
DATA SOFT na Data Analysis Training And Software Services dia orinasa misehatra amin’ny solosaina izay mifototra amin’ny fanofanana momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny antontan-kevitra amin’ny solosaina (EXCEL, ACCESS, FICHIERS PLATS, SQL, ORACLES)ka ampiasana […]
Orinasa misehatra amin’ny maritrano ary manana ny adiresy foibeny any Toamasina ny ARCKI. Nisehatra nanomboka tamin’ny taona 2018, manana vina izahay hitondra ny anjara birikinay eo amin’ny fandrosoan’ny firenena amin’ny alalan’ny fanorenana ataonay , ary […]
Mifantoka amin’ny lavanila, ny hanitra sakafo sy izay avy aminy, indrindra ireo vokatra tsy voaodina ny APLV. Mifantina ireo hanitra sakafo tsara indrindra misy eto Madagasikara izahay ka maneho aminao ny halafatry ny vokatra miainga […]