Pejy faneva

” NY FANDRAHARAHANA ARA-PAMBOLENA SY NY LAFINY SAMIHAFA AO AMINY”

Hisy ireo matihanina amin’ny famelabelarana, mpanofana fanta-daza isaky ny sehatr’asany avy  izay ho asaina  mba handray anjara amin’ny fifanakalozan-kevitra sy hizara ny traikefany.

Manome fotoana anao izahay ny asabotsy 23 jolay manomboka amin’ny 10 ora ao amin’ny  GRAND AMPHI ESSA Agronomie ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.

Hetsika misokatra ho an’ny daholobe,  TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
Ento ny namanao ary tongava maro e !
Tsy misy fisoratana anarana mialoha, miaraha aminay !

wpChatIcon