Pejy faneva

Herinandron’ny nomerika ao Montréal : Andiany mifangaro

Tanora miisa 1000 avy amin’ny firenena an-dalam-pandrosoana no afaka mandray anjara maimaim-poana amin’ny  MTL connecte : Ny herinandron’ny nomerika ao Montréal. Ampitomboy ny tambazotra misy anao ary ampiroboroboy ny fiaraha-miasa. Mahazoa lalana amin’ny asa, mahazoa fahalalana mikasika ireo fanamby ara-nomerika misy, mandraisa anjara amin’ireo atrikasa isan-karazany ary  midira amin’ireo fandaharana rehetra ao amin’ny  MTL connecte.

Raha mila fanampim-panazavana , tsindrio ity rohy ity ary raha hisoratra anarana kosa dia ity  rohy hafa ity .

wpChatIcon