Pejy faneva

Fiantsoana fisoratana anarana WIA

Hanombohana tsara ny fiaraha-miasa amin’ity taona ity … Misokatra ny fiantsoana fisoratana anarana ho an’ny andiany faha 6 hatramin’ny 31 may 2022.
WIA  dia manaiky hanohana vehivavy mpandraharaha afrikanina hatramin’ny 2030 amin’ny alalan’ny fanofanana, fanomezana torohevitra, fifandraisana ary fanomezana famatsiam-bola
Amin’ity taona 2022 ity, faly ny WIA  manambara fa ny mpandresy tamin’ny fifaninanana  GOLD AWARD  dia handray ,ankoatry ny toro-lalana , famatsiambola mitentina  10 000 € ho fanohanana ny fampiroboroboana ny orinasany .

Araka izany, ny mpiara-miombon’antoka iray dia antsoina hanohana  mpandray anjara 2 farafahakeliny
Tsindrio  eto raha mila fanazavana fanampiny

wpChatIcon