Pejy faneva
Entrepreneurshift : “Je ne cherche pas un travail, je le crée”

Entrepreneurshift : “Je ne cherche pas un travail, je le crée”

Rejoignez CEERE ! Si vous êtes un jeune diplômé, ou futur diplômé, vous avez le choix d’entreprendre, de créer votre propre société, d’établir vos propres règles.
Samedi 13 Août 2022, de 13h à 15 heures au Grand-Amphi, Faculté EGS, Ankatso

Hamaky ny tohiny
Herinandron’ny nomerika ao Montréal : Andiany mifangaro

Herinandron’ny nomerika ao Montréal : Andiany mifangaro

Tanora miisa 1000 avy amin’ny firenena an-dalam-pandrosoana no afaka mandray anjara maimaim-poana amin’ny  MTL connecte : Ny herinandron’ny nomerika ao Montréal. Ampitomboy ny tambazotra misy anao ary ampiroboroboy ny fiaraha-miasa. Mahazoa lalana amin’ny asa, mahazoa fahalalana mikasika ireo fanamby ara-nomerika misy, mandraisa anjara amin’ireo atrikasa isan-karazany ary  midira amin’ireo fandaharana rehetra ao amin’ny  MTL connecte

Hamaky ny tohiny
” NY FANDRAHARAHANA ARA-PAMBOLENA SY NY LAFINY SAMIHAFA AO AMINY”

” NY FANDRAHARAHANA ARA-PAMBOLENA SY NY LAFINY SAMIHAFA AO AMINY”

Hisy ireo matihanina amin’ny famelabelarana, mpanofana fanta-daza isaky ny sehatr’asany avy  izay ho asaina  mba handray anjara amin’ny fifanakalozan-kevitra sy hizara ny traikefany.

Manome fotoana anao izahay ny asabotsy 23 jolay manomboka amin’ny 10 ora ao amin’ny  GRAND AMPHI ESSA Agronomie ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
default

Fandaharan’asa fanofanana amin’ny fandraharahana ara-kolotsaina

Hamaky ny tohiny
default

Festival de Films Européens – Sehatry ny Sarimihetsika Malagasy

Sehatry ny Sarimihetsika Malagasy

Hamaky ny tohiny
HANDRAHARAHA

HANDRAHARAHA

Hampiroboroboana ny fomba fandraharahana eo anivon’ireo foibem-pampianarana amin’ny ambaratonga ambony manerana ny firenena 8 ao amin’ny faritry Afrika atsimon’i Sahara, ao amin’ny faritra Caraïbe ary ao amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indiana  amin’ny alalan’ny fametrahana ny […]

Hamaky ny tohiny
Fiantsoana fisoratana anarana : MASTERCINE 2022

Fiantsoana fisoratana anarana : MASTERCINE 2022

Fandaharan’asa fanofanana mikasika ny sarimihetsika izay miompana momba ny famoronana sy ny famokarana

Hamaky ny tohiny
Fiantsoana fisoratana anarana WIA

Fiantsoana fisoratana anarana WIA

Hanombohana tsara ny fiaraha-miasa amin’ity taona ity … Misokatra ny fiantsoana fisoratana anarana ho an’ny andiany faha 6 hatramin’ny 31 may 2022. WIA  dia manaiky hanohana vehivavy mpandraharaha afrikanina hatramin’ny 2030 amin’ny alalan’ny fanofanana, fanomezana […]

Hamaky ny tohiny
Torohevitra momba ny fandraharahana eto Madagasikara

Torohevitra momba ny fandraharahana eto Madagasikara

Madagasikara – IST-Antsiranana : Famelabelarana ara-tserasera  « Accompagnement entrepreneurial à Madagascar » – Alakamisy 17 martsa 2022 amin’ny 1 ora TU Mandritra io famelabelarana ara-tserasera io,  matihanina malagasy efatra miteny frantsay no ho avy haneho […]

Hamaky ny tohiny
wpChatIcon