Pejy faneva

SEBTP

Nitsangana efa mihoatry ny 40 taona izao, ny Sendikan’ny Mpandaharaha misehatra amin’ny Fanangan-trano  sy ny Asam-panjakana dia fikambanana matihanina mikendry ny fiarovana ny tombotsoa iraisana ao amin’ny asan’ny fananganan-trano.

wpChatIcon