Pejy faneva

ONTM

Ny Fikambanana ONTM na ny Birao Nasionalin’ny Fizahan-tany eto Madagasikara ia Fikambanana miasa ho an’ny daholobe araka ny didim-panjakana laharana 2004-863 mba ho fanamafisana ny fifandraisana amin’ireo matihanin’ny fizahan-tany, fanatsarana ny  fahitana toerana ho an’ny besinimaro ary hanamafy ny  fahaiza-manao sy ny andraikitry ny ONTM amin’ny maha sehatry ny fifanakalozan-kevitry ny sehatra tsy miankina sy ny ara-panjakana azy.

Ny’ONTM dia tsy manao politika, mahaleo tena ary misokatra amin’ny fikambanana miasa ho an’ny fampiroboroboana ny tanjona ary hiarovana ny tontolo iainana voajanahary sy ara-tsosialy ary ara-kolotsaina .

wpChatIcon