Pejy faneva

GO TO Madagascar

Nitsangana tamin’ny alalan’ny  Fivoariamben’ny fanorenana natao ny 12 septambra 2002, GO TO MADAGASCAR dia manambatra ireo matihanina fata-daza amin’ny asany, tsy ankanavaka, mpisehatra amin’ny fampiroboroboana ny fizahan-tany eto Madagasikara.

wpChatIcon