Pejy faneva

GEHEM

Ny fikambanan’ny Mpanondrana Menaka hanitra eto Madagasikara dia misehatra amin’ny : famahana ny olana ara-panjakana, ny fampandrosoana ny seha-pihariana  amin’ny alalan’ireo fiaraha-miombon’antoka amin’ny fanjakana ny ny sehatra tsy miankina, ny fanamorana ny fahazoana vaovao momba ny seha-pihariana, ny fandraisana anjara amin’ny fikarohana tsena vaovao ary ny fambolen-kazo.

wpChatIcon