Pejy faneva

GEFP

Fikambanana fehezin’ny lalàna 2003 – 044 tamin’ny 28 jolay 2004, ny GEFP dia manana mpikambana mavitrika 82  ka 69 amin’izany dia orinasa afa-kaba ary 13 mpiara-miombon’antoka . Natsangana mba hamporisihina ny fananganana indostria mikendry ny hampisondrotra ny toe-karena malagasy,  ny rafitry ny Faritra sy ny Orinasa Afa-kaba dia nahafahan’i Madagasikara nahazo foibem-pamokarana izay nanana fivoarana haingana sy mahomby nanomboka tamin’ny taona 1990.

wpChatIcon