Pejy faneva

GAPCM

Natsangana tamin’ny 1994, Ny Fikambanan’ny Mpiompy trondro sy Mpanjono makamba eto Madagasikara na GAPCM dia fikambanana mampisongadina ny fifampiresahana sy ny fifanakalozan-kevitra amin’ireo mpikambana ao aminy  ho an’ny fomba fitantanana ny sehatr’asa makamba voalanjalanja ary ho fiarovana ny tombotsoa iombonana.

wpChatIcon