Pejy faneva

FHORM

Federasion’ny Mpisehatra amin’ny trano fandraisam-bahiny sy ny trano fisakafoanana Malagasy .
17 taona niasana ary manana mpikambana 306,  voasolo tena ao amin’ny FHORM ny  asa matihanina ataon’ny sehatra tsy miankina – Ny FHORM – amin’ny alalan’ny biraony na ny filan-kevi-pitantanany – dia mandray anjara amin’ny filàn’ny fampandrosoana sy ny fitadiavana lalam-barotra ho an’ny sehatry ny Fandraisam-bahiny sy ny fisakafoanana , na eo amin’ny lafiny fifaninanana izany , na ny fiarovana ny mpikambana ao aminy, na koa amin’ny lafiny fampandrosoana ankapobeny io sehatr’asa io ary ny fampahafantarana an’i Madagasikara

wpChatIcon