Pejy faneva

FEKRITAMA

Ny kônfederasiona  FEKRITAMA (Fivondronamben’ ny Tantsaha Malagasy ou Madagascar farmers confédération)  dia misy fivondronana  12  sy fikambanana tantsaha 22 avy any amin’ny faritra. Ny FEKRITAMA  izay rafitry ny  Tranoben’ny Tantsaha na Chambre d’Agriculture de Madagascar ary koa ny SEKRIMA.
Ny fanamby sy ny tanjona kendren’ny  kônfederasiona FEKRITAMA dia mitana ny foto-pisainana kristianina izay miaro ny fahamarinana, ny firalahiana, ny fifanampiana ary ny fandeferana. Ny FEKRITAMA  dia miantso ny tantsaha  hanaja ny zon’olombelona ho fanovana ny olombelona mba hitandroana ny fahamarinana sy ny fitokisana eo amin’ny asan’izy ireo.

Mitondra fivoarana ara-tsosialy, ara-toe-karena, ara-pahasalamana izy ho an’ny firindran’ny fiainam-pianakaviana.

wpChatIcon