Ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra na TTM dia Rafitra mikendry ny fanatsarana ny fari-piainan’ny Tantsaha sy ny fampiroboroboana ny famokarana eny anivon’ny tontolo ambanivohitra. Ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra na TTM dia manana ireto tanjona ireto: Fanatsarana […]
Hamaky ny tohinyNy Sendika Malagasin’ny Fambolena ara-Biolojika SYMABIO dia niforona tamin’ny martsa 2011 avy amin’ny hevitry ny mpandraharaha tonga saina amin’ny fanamby entin’io sehatr’asa io eo amin’ny lafiny ara-toe-karena, ara-tsosialy ary amin’ny lafiny tontolo iainana ary ny […]
Hamaky ny tohinyNiforona tamin’ny 1958, ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara « SIM » dia fikambanana tsy itadiavam-bola mikendry ny famakafakana, ny fiarovana ny zo sy ny fiarovana ny tombotsoa arak’asa, ara-toe-karena , ara-bola, ara-barotra ary ara-tsosialin’ny indostria […]
Hamaky ny tohinyNitsangana efa mihoatry ny 40 taona izao, ny Sendikan’ny Mpandaharaha misehatra amin’ny Fanangan-trano sy ny Asam-panjakana dia fikambanana matihanina mikendry ny fiarovana ny tombotsoa iraisana ao amin’ny asan’ny fananganan-trano.
Hamaky ny tohinyTe hampahafantatra ny vaovao mahakasika ny politikan’ny fambolena ny sendikan’ny fikambanana ara-pambolena.
Hamaky ny tohinyNy Fikambanana ONTM na ny Birao Nasionalin’ny Fizahan-tany eto Madagasikara ia Fikambanana miasa ho an’ny daholobe araka ny didim-panjakana laharana 2004-863 mba ho fanamafisana ny fifandraisana amin’ireo matihanin’ny fizahan-tany, fanatsarana ny fahitana toerana ho an’ny […]
Hamaky ny tohinyGOTICOM na « Vondron’ny mpandraharaha amin’ny Teknolojian’ny fifandraisana sy ny fampitam-baovao » dia fikambanana tsy miankina nitsangana tamin’ny 2000 mba hamporisihana eto Madagasikara ho amin’ny sehatr’asa momba ny teknolojian’ny fifandraisana sy ny fampitam-baovao.
Hamaky ny tohinyNitsangana tamin’ny alalan’ny Fivoariamben’ny fanorenana natao ny 12 septambra 2002, GO TO MADAGASCAR dia manambatra ireo matihanina fata-daza amin’ny asany, tsy ankanavaka, mpisehatra amin’ny fampiroboroboana ny fizahan-tany eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNy GFEM na Vondron’ny Vehivavy Mpandraharaha eto Madagasikara dia vondrona nitsangana amin’ny satan’ny fikambanana niforona tamin’ny 2016, ary mikendry ny hampiroborobo ny fandraharahana ataon’ny vehivavy eto Madagasikara . (fikambanana 12 /faritra 6)
Hamaky ny tohinyNy Vondron’ny Orinasa eto Madagasikara (GEM) no nanolo ny Vondron’ny Orinasa tsy miankina eto Madagasikara (GEPRIM), niforona tamin’ny 1972 ary izy io koa dia vokatry ny fanovana ny Fikambanan’ny Sendikà momba ny tombotsoa ara-toekarena eto […]
Hamaky ny tohinyNy fikambanan’ny Mpanondrana Menaka hanitra eto Madagasikara dia misehatra amin’ny : famahana ny olana ara-panjakana, ny fampandrosoana ny seha-pihariana amin’ny alalan’ireo fiaraha-miombon’antoka amin’ny fanjakana ny ny sehatra tsy miankina, ny fanamorana ny fahazoana vaovao momba […]
Hamaky ny tohinyNy Fikambanan’ny Mpanondrana Jirofo sy hanitra sakafo hafa eto Madagasikara izay manana mpikambana mihoatra ny zato amin’izao fotoana izao no miantoka ny 95%n’ny fanondranana hanitra sakafo ka ao anatin’izany ny jirofo avy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFikambanana fehezin’ny lalàna 2003 – 044 tamin’ny 28 jolay 2004, ny GEFP dia manana mpikambana mavitrika 82 ka 69 amin’izany dia orinasa afa-kaba ary 13 mpiara-miombon’antoka . Natsangana mba hamporisihina ny fananganana indostria mikendry ny […]
Hamaky ny tohinyNatsangana tamin’ny 1994, Ny Fikambanan’ny Mpiompy trondro sy Mpanjono makamba eto Madagasikara na GAPCM dia fikambanana mampisongadina ny fifampiresahana sy ny fifanakalozan-kevitra amin’ireo mpikambana ao aminy ho an’ny fomba fitantanana ny sehatr’asa makamba voalanjalanja ary […]
Hamaky ny tohinyFikambanan’ny Vehivavy Tantsaha Malagasy na FVTM dia fikambanan’ny vehivavy avy any ambanivohitra ao amin’ny faritra 16 eto Madagasikara ary manana tanjona hiady amin’ny fahantrana amin’ny sehatra rehetra
Hamaky ny tohinyNy FIVMPAMA na Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy (Groupement du Patronat Malagasy), dia fikambanana fehezin’ny didy 60.133 tamin’ny 03 Oktobra 1960, natsangana tamin’ny 1972 ary mamondrona orinasa 400 mizarazara manerana ny nosy , tafiditra anaty sokajin’ny PMEs/PMIs. […]
Hamaky ny tohinyManohana ny mpamboly amin’ny fampiroboroboana ny asa ho fanatsarana ny vokatra sy ny loharanom-bola ho an’ny mpikambana ao aminy amin’ny fanomezana fanampiana aorian’ny fiotazana sy ho fivarotana ny vokatry ny fambolena ny Fikambanana Fampivoaranan’ny Tantsaha […]
Hamaky ny tohinyFederasion’ny Mpisehatra amin’ny trano fandraisam-bahiny sy ny trano fisakafoanana Malagasy . 17 taona niasana ary manana mpikambana 306, voasolo tena ao amin’ny FHORM ny asa matihanina ataon’ny sehatra tsy miankina – Ny FHORM – amin’ny […]
Hamaky ny tohinyNy kônfederasiona FEKRITAMA (Fivondronamben’ ny Tantsaha Malagasy ou Madagascar farmers confédération) dia misy fivondronana 12 sy fikambanana tantsaha 22 avy any amin’ny faritra. Ny FEKRITAMA izay rafitry ny Tranoben’ny Tantsaha na Chambre d’Agriculture de Madagascar […]
Hamaky ny tohinyNy FCCIM dia rafitra ara-panjakana manana toetra matihanina (EPP), manana ny sata maha ara-dalàna azy sady mahaleotena ara-pitantanana sy ara-bola. Ny asan’ny Federasiona dia ny hisolo tena sy hiaro ny tombotsoan’ny fikambanan’ny CCI sy ny […]
Hamaky ny tohinyEFOI : Entreprendre au Féminin de l’Océan Indien dia tambazotra iray mampifandray ny mpandraharaha vehivavy manerana ny Ranomasimbe Indiana. Tsy mora ny mandraharaha. Vao maika sarotra ny mandraharaha raha vehivavy ianao . Ny EFOI dia […]
Hamaky ny tohinyNy kaonfederasion’ny fizahan-tany eto Madagasikara dia sehatra tsy miankina izay manana andraikitra fototra « HANAKAMBANA » ny asa, ny fikambanana momba ny fizahan-tany ka noho izany ho hery fantatra eo amin’ny sehatry ny indostria amin’ny […]
Hamaky ny tohinyCPEJ, Ivontoerana ho an’ny asa sy ny tanora Manolotra anao fiofanana mifandraika tanteraka amin’ny asa.
Hamaky ny tohinyNy FTM/CPM (Firaisankinan’ny Tantsaha eto Madagasikara/Coalition Paysanne de Madagascar) dia sehatra iray ho an’ny fikambanana’ny tantsaha, ny marimarina kokoa dia fivondronan’ireo fikambanan’ny tantsaha, natsangana tamin’ny novambra 2001, fehezin’ny didy 60.133 tamin’ny 03 Oktobra 1960 (Rosia […]
Hamaky ny tohinyNy Chambre des Mines de Madagascar ( CMM) dia fikambanana tsy miankina noforonin’ireo orinasa mpanodina harena an-kibon’ny tany. Mivondrona amin’izany ireo orinasa misehatra amin’ny harena an-kibon’ny tany sy ireo orinasa miasa amin’ny sehatra manodidina an’izany. […]
Hamaky ny tohinyNy tanjon’ny antenimieran’ny varotra – Hamaly ny filàna avy amin’ireo sampana mandafitra ny fiaraha-monina ara-barotra frantsay sy malagasy misy eto Madagasikara na koa ireo filàna voarakitra. – Hanamafy ny fifandraisana eo amin’ireo mpikambana . – […]
Hamaky ny tohinyNy APEM na Association pour la Promotion de l’Entreprise à Madagascar dia fikambanana naorin’ireo orinasa mpikambana ao amin’ny Vondron’ny Orinasa eto Madagasikara ary voafehin’ny didy 60-133. Ireto avy ny tanjony : – Hampiroborobo ny fandraharahana […]
Hamaky ny tohiny