Pejy faneva

Dingana hafa

Ankoatry ny dingana samihafa amin’ny fananganana orinasa, ny koperativa ary ny dingana arahina amin’ny fanondranana, ity pejy ity dia hahafahanao mahafantatra ny dingana hafa ilaina mahakasika ny fivelaran’ny orinasa.