Pejy faneva

Hampivelatra ny sehatr’asa

Manana tanjona avokoa ny mpandraharaha, ny hampivelatra ny sehatr’asa ataony. Mila faharetana sy ezaka maro, fandinihan-tena, famakafakana lalina momba ny fivoaran’ny asa atao mba ahafahana mametraka paik’ady fampandrosoana.

Misy sokajim-piofanana amin’ny lohahevitra samihafa atolotra anao ao amin’ny sokajy « MASTER CLASS » mba hanampiana anao amin’ny fampivelarana ny sehatr’asa ataonao. Ankoatr’izany, loharano samihafa toy ny horonan-tsary, fanazarana, torolalana sy antontan-kevitra, izay hanampy anao hampiroborobo ny asanao no afaka alainao etsy ambany.

Ambonin’izany, amin’ny maha mpandraharaha anao, dia anisan’ireo mpisehatra mitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ara-toe-karena sy ara-tsosialy ao amin’ny firenenao ianao. Iray amin’izany fandraisanao anjara amin’ny filazana ara-ketra. Raha mila fanazavana fanampiny mikasika ny adidinao ara-ketra sy ny tetiandro ara-ketra, tsindrio ny rohy manaraka https://orinasa.edbm.mg/Articles_7


Horonan-tsary

Andrana