Pejy faneva

Fananganana koperativa

Ny koperativa dia fikambanam-barotra sivily manokana manana renivola sy olona miovaova izay mampivondrona olona naniry hiaraka mba hanatratra tanjona iraisana . Ny zava-kendreny dia ny hanome ho an’ireo mpikambana ao, tolotra samihafa, indrindra mba :

Raha mila fanampim-panazavana, afaka manantona ny Ministeran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Fanjifana ianao na maka izany etsy ambany .