Pejy faneva

Lokan’ny fanavaozana ara-pedagojia andiany 2022

Ny Agence Universitaire de la Francophonie dia manao fiantsoana fisoratana anarana amin’ny lokan’ny fanavaozana ara-pedagojia. Tolokevitry ny andiany  2022  ny fampifandraisana ny fanavaozana ara-pedagojia sy ny faharanitan-tsaina artifisialy  (IA).
Fe-potoana farany fisoratana anarana : Ny antontan-taratasy fisoratana anarana dia hapetraka an-tserasera amin’ny adiresy manaraka farafahatarany  ny  9 septambra 2022 amin’ny 6 ora hariva (oran’i Parisy) : activites-instances@auf.org

Raha mila fanazavana fanampiny , tsindrio  ny rohy manaraka.

wpChatIcon