Pejy faneva

Fiantsoana Tolo-kevitra faha 18 – Vokatra sy fanavaozana amin’ny rojon-tsanda amin’ny entam-barotra

Misokatra ny Fiantsoana Tolokevitra faha 18 avy amin’ny CFC! Afaka mandefa ny tolokevitra hatramin’ny 15 aprily 2021 ny fandraharahana mikasika ny entam-barotra(Fambolena) amin’ny firenena andalam-pandrosoana izay mitady renivola hoenti-miasa na fananana. Tsy maintsy hikendrena hitondrana vokatra amin’ny fampandrosoana ara-tsosialy sy ara-toe-karena ny tetikasa. Amporisihin’ny CFC fatratra ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy manana vahaolana vaovao amin’ny sehatr’asa mikasika ny entam-barotra.

Raha mila fanampim-panazavana sy torolalana hafa, jereo ny tranokalanay: http://www.common-fund.org/call-for-proposals/

wpChatIcon