Pejy faneva

Fifaninanana “isam-paritra” « Ny hevitro, ny orinasako »

Mba ho fampiroboroboana sy hanairana ny toe-tsiana tia mandraharaha eo anivon’ny Oniversite, ny fitaleavam-paritry Afrika Andrefana eo anivon’ny AUF dia miara-miasa ka mikarakara ny fifaninanana isam-paritra « Ny hevitro, ny orinasako ». Izy ity dia natao ho an’ny mpianatra eny amin’ireo toeram-pampianarana mpikambana ao amin’ny AUF ary mikendry indrindra ny hanolotra ho azy ireny hirika sy fitaovana hanovàna ny hevitr’izy ireo ho tetikasa fandraharahana.

Rohy ilaina https://www.auf.org/afrique-centrale-grands-lacs/nouvelles/appels-a-candidatures/appel-candidatures-concours-inter-regional-mon-idee-mon-entreprise-2/

wpChatIcon