LE 19e APPEL A PROPOSITIONS DU CFC EST TOUJOURS OUVERT!
Mandray ny tolokevitra amin’ny tetikasan’ny PME, ny orinasa,ny koperativa, ny andrim-panjakana misehatra ao amin’ny rojon-tsandan’ny vokatra fototra sy ny fikambanana ara-panjakana ao amin’ireo firenena andalam-pandrosoana sy mikaroka renivola hiasana na famatsiam-bola ho fanatsarana ny rojon-tsanda na ho fampitomboana karazana ny vokatra. Tsy maintsy manao ezaka hampisy vokatra miabo ara-tsosialy sy toe-karena ary amin’ny tontolo iainana ny tetikasa asry tsy maintsy azo antoka ara-bola.Amporisihina mafy ny fisoratana anaran’ny vehivavy mpandraharaha sy ny soso-kevitra misy vahaolana vaovao ho an’ny sehatr’asa akora fototra . Misokatra ny fisoratana anarana hatramin’ny 15 oktobra 2021!
Raha mila fanazavana fanampiny sy ireo fepetra amin’ny fisoratana anarana : https://common-fund.org/call-for-proposal