Pejy faneva

VIA CONSEIL

Ny fidirana ao amin’ny dingana manara-penitra na HSE no fomba tsara indrindra hanatsarana ny fahafahan’ny orinasa mifaninana  sy mba hiavahana amin’ny hafa .
VIA CONSEIL Madagascar dia natao hanampy ny orinasa amin’ny famahana ny olan’izy ireo amin’ny fanaraha-maso ny fitantanam-bola, amin’ny torohevitra sy ny fanofanana  na mpampifandray  QHSE amin’ny fotoana voazarazara.

Jereo ny  http://qhse-madagascar.com/

wpChatIcon