Pejy faneva

Openflex

Rindrambaiko momba ny fitantanana ERP, afaka ampiasaina sy hapetraka ao amin’ny  Cloud ny Openflex .
Openflex dia misy sokajy manome anao ny fomba fiasa ilainao. Amin’ny alalan’ny vohikala tsotra , afaka miasa miaraka ianao sy ny mpiara-miasa aminao, ary ny fanovana dia vita ao anatin’ny fotoana anaovanao azy
Maro ireo mpampiasa mahatoky anay amin’ireo sokajy atolotray ho an’ny sehatr’asa samihafa; fitantanana ny ambin’entana, ny fanaovana lazam-bidy, ny fitantanana ara-bola, ny fitantanana ny mpiasa, ary ny fitantanana ny vokatra mety hisy eo anivon’izy ireo. Na orinasa tena madinika ianao, na orinasa madinika sy salasalany na orinasa lehibe, mety aminao ny rindrambaiko atolotray .

wpChatIcon