Pejy faneva

MA ENERGY

  Ny vina apetrakay dia ny hanangana orinasa hametraka, hitrandraka  ary hanamboatra toby famokarana herinaratra  mandeha amin’ny angovo azo avaozina manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ka ny tolotra sy ny marika dia ho eken’ny mpanjifa tsy eto Madagasikara ihany,fa eo anivon’ny Ranomasimbe Indiana sy Afrika
 Ny andraikitray dia hanome asa matihanina eo amin’ny fametrahana, fitrandrahana sy ny fanamboarana , ny fanoloana ny simba ary izay asa hafa mifandray amin’izany ao anatin’ny sehatry ny angovo azo avaozina sy ny famokarana herinaratra, mba hanampiana ny orinasa, ny olontsotra, ny tokatrano sy ny fikambanana tsy itadiavam-bola hahafahan’izy ireo hanana fitaovana tsara ka afaka hanome ny tanjaka tadiavina .
 Te hanangana toby famokarana herinaratra sy orinasa matihanina amin’ny famoronana, fametrahana , ny O&M ary ny fanamboarana  afaka mifaninana amin’ireo orinasa fanta-daza  eo amin’ny sehatry ny fampiroboroboana ny  angovo azo avaozina

wpChatIcon