Pejy faneva

Love It Or Not

Love It Or Not dia marika fitafiana malagasy natsangan’ny olona iray tia ny lamba wax(lamba landihazo misoratsoratra). Ny marina kokoa , mamorona fitafiana vita amin’ny wax-  mety ho an’ny lahy sy ny vavy ary afaka amboarina ary manaja ny mahaolona sy ny tontolo iainana  ny  Love It Or Not .

wpChatIcon